Misy kalonkalontsika (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalokalontsika
Izay tsy maintsy ho voatsiahy,
Hovoaloko hovoakiaka
Ao anatin’ilay fanahy.
Ny tenako mantsy ho saraka anao
Ry kintana zyouhvcx kely hatanorana,
Hanjary tononkira.serasera.org fisaonana ilay kilalao
Ho ritra ny ranon’ilay fatsakana
Ny onjam-pahoriana no sisa mbola andrasana
Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,
Ary sento soson-droa xernxuok no solon-dambamena,
No sisa hamonosana ilay wpikdrlu fo manantena.
Tonony : Mpianina
Feony : Justin Rajoro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 4956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry
Daty : 29/12/2002 22:03