Misy kalonkalontsika (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalokalontsika
Izay tsy maintsy ho voatsiahy,
Hovoaloko hovoakiaka
Ao anatin’ilay tononkira.serasera.org fanahy.
Ny tenako mantsy ho saraka anao
Ry kintana kely hatanorana,
Hanjary fisaonana ilay kilalao
Ho ritra ny ranon’ilay cepbe tvrleaz fatsakana
Ny onjam-pahoriana no sisa mbola andrasana
Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,
Ary sento soson-droa no solon-dambamena,
No sisa hamonosana ilay fo manantena.
Tonony : Mpianina
Feony : cmsnd Justin Rajoro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 4957
Likes : 0 Like
Created by : Andry
Date : 29/12/2002 22:03