Misy kalonkalontsika (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalokalontsika
Izay tsy maintsy ho voatsiahy,
Hovoaloko xjluu hovoakiaka
Ao anatin’ilay fanahy.
Ny tenako mantsy ho saraka anao
Ry kintana kely hatanorana,
Hanjary fisaonana ilay vqfk kilalao
Ho ritra ny ranon’ilay wtxme fatsakana
Ny onjam-pahoriana tononkira.serasera.org no sisa mbola andrasana
Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,
Ary sento soson-droa no solon-dambamena,
No sisa hamonosana ilay fo manantena.
Tonony : Mpianina
Feony : Justin Rajoro
Izay tsy maintsy ho voatsiahy,
Hovoaloko xjluu hovoakiaka
Ao anatin’ilay fanahy.
Ny tenako mantsy ho saraka anao
Ry kintana kely hatanorana,
Hanjary fisaonana ilay vqfk kilalao
Ho ritra ny ranon’ilay wtxme fatsakana
Ny onjam-pahoriana tononkira.serasera.org no sisa mbola andrasana
Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,
Ary sento soson-droa no solon-dambamena,
No sisa hamonosana ilay fo manantena.
Tonony : Mpianina
Feony : Justin Rajoro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Justin RAJOROHits : 4955
Likes : 0 Like
Created by : Andry
Date : 29/12/2002 22:03
