Andeha izahay (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza malahelo ianareo isika mbola ihaona
Raha mbola velon'aina eto antany hifankahita ihany
Andeha izahay e andao anareo
Dia veloma mandrampihaona isika mbola ihaona
Andeha izahay o o o zpup aza malahelo
Raha mbola velon'aina eto antany hifankahita ihany yeh uoorv he tononkira.serasera.org kjrmpodk he

--------
Lien: