Andeha izahay (Jovial)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza malahelo ianareo isika mbola ihaona xzkr
Raha mbola velon'aina eto antany hifankahita ihany
Andeha izahay e andao anareo
Dia veloma mandrampihaona isika mbola ihaona
Andeha izahay yung o o o aza malahelo
Raha mbola velon'aina eto antany hifankahita ihany yeh he rekq he tononkira.serasera.org

--------
Link: