TSARA NY TOMPO (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vaovao isa-maraina ny tombonandro ka velon’ainaAoka hidera Anao izay manam-pofonaina
Velon-kira ny atoandro feno Anao ny tontolo andro
Ny fahasoavanao manaraka isan’andro
Hifaly aho, hiravo aho feno fihiram-baovao aho
Handihy aho, hihira aho inty aho hilaza hoe tsara Ianao
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Takarivam-piderana eo no ankalazana
Ny fiandriananao eo amin’ny fiderana
Dia izay tokoa ny andavanandro eo an-kianja ao isan’andro
Famindram-po no iainako isan’andro
Hifaly aho, hiravo aho feno fihiram-baovao aho
Handihy aho, hihira aho inty aho hilaza hoe tsara Ianao
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Ooooooo
Jesosy Jesosy Jesosy Jesosy
Yeah mankalaza anao izahay, fiderana Anao no eto androany
Mendri-kaja Ianao
(Instrumental)
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 6848
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 22/09/2016 10:43