Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSARA NY TOMPO (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vaovao isa-maraina ny tombonandro ka velon’aina
Aoka hidera Anao izay manam-pofonaina
Velon-kira ny atoandro feno Anao ny tontolo andro
Ny fahasoavanao manaraka isan’andro
Hifaly aho, hiravo aho feno fihiram-baovao aho
Handihy aho, hihira aho inty aho hilaza hoe tsara Ianao
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Fa tsara ny cgvc Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Takarivam-piderana eo voslonz no ankalazana
Ny fiandriananao eo amin’ny fiderana
Dia izay tokoa azfwf ny andavanandro eo an-kianja ao isan’andro
Famindram-po no iainako isan’andro
Hifaly aho, hiravo aho feno fihiram-baovao aho
Handihy aho, hihira aho inty aho hilaza hoe tsara Ianao
Fa tsara tononkira.serasera.org ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Fa tsara ny Tompo fa tsara ny Tompo
Isan’andro isan’andro fa tsara ny Tompo
Ooooooo
Jesosy Jesosy Jesosy Jesosy
Yeah mankalaza anao izahay, fiderana Anao no eto androany
Mendri-kaja Ianao
(Instrumental)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph d'AfHits : 8326
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 22/09/2016 10:43