Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENA FITIAVANA (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA FITIAVANA
Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy
Fa tononkira.serasera.org tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ lipb izao rehetra izao
Tena fitiavana
kgoo
Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Fitiavana mitoetra, sy be xkmabww famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 8293
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aurelien rakotonirina
Daty : 05/09/2022 19:47