TENA FITIAVANA (Joseph d'Af)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA FITIAVANA
Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa tononkira.serasera.org soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana
Fa tinao loatra aho e, nwbs ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Fitiavana mitoetra, sy be pajxggup famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy

Fa tinao zxvd mihoatran’ izao rehetra izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph d'AfVangy : 7978
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aurelien rakotonirina
Daty : 05/09/2022 19:47