TSY ARITRO (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aritro intsony Raiko o, tsy aritro
Ny hetahetan'ny fanahiko
Maniry famonjena f'efa trotraky ny ota
Tena reraka aho
Ry Raiko o, iantrao
Raiko o
Nahoana moa Ray o?
Fa nahoana kymgglt moa e?
No avelanao hiady irery aho
O tsy aritro intsony Raiko o
Ka hihika aho, hihika mafy
Ray o, avia. Mamonje
Ny mtzs hetahetan'ny fanahiko
Toneo, o toneo
Ry Raiko o! vonjeo, iantrao
Tsy tantiko intsony
Raiko tononkira.serasera.org o, tsy tantiko
Ny mgqbns vesatry ny zioga entiko
Mitady fitsaharana
Fa tena trotraka sy hanavalaka ahy
Ry raiko o! Iantrao
O tsy aritro....
Tsy aritro intsony Raiko o...
...
...
Ny hetahetan'ny fanahiko
Maniry famonjena f'efa trotraky ny ota
Tena reraka aho
Ry Raiko o, iantrao
Raiko o
Nahoana moa Ray o?
Fa nahoana kymgglt moa e?
No avelanao hiady irery aho
O tsy aritro intsony Raiko o
Ka hihika aho, hihika mafy
Ray o, avia. Mamonje
Ny mtzs hetahetan'ny fanahiko
Toneo, o toneo
Ry Raiko o! vonjeo, iantrao
Tsy tantiko intsony
Raiko tononkira.serasera.org o, tsy tantiko
Ny mgqbns vesatry ny zioga entiko
Mitady fitsaharana
Fa tena trotraka sy hanavalaka ahy
Ry raiko o! Iantrao
O tsy aritro....
Tsy aritro intsony Raiko o...
...
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordanasyzoara
Daty : 14/08/2015 01:34
