NANINONA TETY JESO? (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NANINONA TETY JESO?
And1
Fanontaniana mipetraka
Matoam-baovao sy maresaka
Inona moa no nataon'i Jeso tety
(2fois)
Tsotra no tononkira.serasera.org azo lazaina re
Ho valin'ny tafa sy sgstnj resabe
Izay ilay Fitiavan-dRay mba ho antsika

Nomeny tokoa jfygl ny Zanany mahery
Hanavotra antsika mpanota tsy ho very
(2fois)


REF
Mifalia fa tonga e
Raisintsika anio izao
Jeso dia nitondra e
Vonjy ho ahy sy ho anao
(2fois)

And2
Marina fa Andriamanitra
Mpanjaka sy Tompon'ny lanitra
Nefa nanaiky nidina nihetry
(2fois)

Tsy mba nataony sarotra
No tsy mba nilany ady nkgvff varotra
Nefa fitiavan-tsarobidy loatra

Vonona ny hitoeranao ny foko
Midina, midina ho Mpanjakako sy Tompo
(2fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )
Hits : 2062
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 08/11/2014 09:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284