ANDRIAMANITRA FITIAVANA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zdrqgk Ry Andriamanitray o
Midera anao
Fa Tompo cuuhkv sy Mpamonjy
Mpamelona Ianao
Mpamela heloka
Sy Mpanavotr'aina koa
Nafoinao ny Zanakao Lahitokana
Hamonjy anay
Hanavotra sy hanaisotra
Ireo ota maro
Izay nangeja hatrizay
Izany Fitiavanao izany
Ry Ray o
Tsy ho anay irery ihany
Fa ho tononkira.serasera.org an'ny olona rehetra
Ry Andriamanitray o
Misaotra Anao izahay
Fa lehibe tokoa
Ny mpckt Fitiavanao
Ny Voninahitra anie
Ho Anao mandrakizay
Midera anao
Fa Tompo cuuhkv sy Mpamonjy
Mpamelona Ianao
Mpamela heloka
Sy Mpanavotr'aina koa
Nafoinao ny Zanakao Lahitokana
Hamonjy anay
Hanavotra sy hanaisotra
Ireo ota maro
Izay nangeja hatrizay
Izany Fitiavanao izany
Ry Ray o
Tsy ho anay irery ihany
Fa ho tononkira.serasera.org an'ny olona rehetra
Ry Andriamanitray o
Misaotra Anao izahay
Fa lehibe tokoa
Ny mpckt Fitiavanao
Ny Voninahitra anie
Ho Anao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Hits : 2209
Likes : 0 Like
Created by : jordanasyzoara
Date : 09/08/2015 12:40
