ALA-NENINA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Sao lahy ity andro ity xsssbwvj juhkfmt (ity andro ity)
Sao lahy ity ora ity, ity ora ity
No fara fiainanao
Fara fahavelomanao
Ka andraisan’i Jeso anao
Hihaona Aminy Ary
REF : Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Anio noo handraisana Azy re
O Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Andraisantsika ilay Jeso
2) Sao lahy ity hira ity (ity hira ity)
Sao lahy ity antso, ity antso ity
No fara fanasana
Sady fara filazàna
Iantsoana tononkira.serasera.org anao handray
Handray ny xzra Famonjen’i Jeso
Sao lahy ity ora ity, ity ora ity
No fara fiainanao
Fara fahavelomanao
Ka andraisan’i Jeso anao
Hihaona Aminy Ary
REF : Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Anio noo handraisana Azy re
O Anio dia anio
O anio dia anio
O anio fa tsy ampitso
Andraisantsika ilay Jeso
2) Sao lahy ity hira ity (ity hira ity)
Sao lahy ity antso, ity antso ity
No fara fanasana
Sady fara filazàna
Iantsoana tononkira.serasera.org anao handray
Handray ny xzra Famonjen’i Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1952
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jordanasyzoara
Daty : 09/11/2014 22:35
