Revin-gadra (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo maniry ny ho namanao
Ny ozvzt hatsaranao mametsovetso
Babo ireo izay sendra mahita
Mampientanentana ny fo sy ny fanahy

Nandre tononkira.serasera.org aho f’efa lasan’olon-kafa ianao
Tsy haiko raha marina izany fa na!!!!
Fa Na izany aza dia hanofy hatrany hatrany
Ny handray fitiavana sy orokorokao

Fiv:
Mandrampiandry zay itodihanao
Dia hihira sy hivetso ny fahatsaranao
Vitsy dia vitsy ireo izay tahaka anao
Bika vzrc aman-toetra, sy feo milantolanto
OOO revin-gadra oghylib ihany izany
Angano angano arirarira
Efa lasa ilay anjely
Nikopak’elatra, mamirapiratra eny

Fiv:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johasina
Vangy : 2411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jorock
Daty : 15/02/2020 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291