Fahatsiarovana (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijery ny finday sao misy mandefa hafatra
Manantena ahy hoe izy mba hahatsiaro ahy
Efa impiry moa no saika hiantso ooo
Kanefa sao dia lazainy hoe tsisy hazon-damosina

Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato an-dohako ato

Fa rahoviana indray vao hifanao fotoana
Ataovy xokxnknp maika fa izaho efa noana
Hifampitantana hifampizara ireo tantara wjmyso
Tongava ety fa izaho dia misy ambara tononkira.serasera.org
Tandremo ianao sao tara

Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato srlmp an-dohako ato

Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao
Hamelona ilay fitiavana izay nafana tamintsika x2

Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao X4

Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johasina
Vangy : 830
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 09/01/2024 07:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345