Fahatsiarovana (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mijery ny finday sao misy mandefa hafatra
Manantena ahy hoe izy mba hahatsiaro ahy
Efa impiry moa no saika hiantso ooo
Kanefa sao dia lazainy hoe tsisy hazon-damosina
Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato an-dohako ato
Fa rahoviana indray ljari vao hifanao fotoana
Ataovy maika fa izaho efa noana
Hifampitantana hifampizara ireo tantara
Tongava tpwzkf ety tononkira.serasera.org fa izaho dia misy ambara
Tandremo ianao sao tara pifgf
Ref :
Sento, nofy, no atolotra,
An'ilay fahatsiarovana
Ilay feo, ilay endrika, ny fitsikinao,
No miodina ato an-dohako ato
Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao
Hamelona ilay fitiavana izay nafana tamintsika x2
Ka hiandry eto aho, na rampitso na zao dia zao X4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JohasinaHits : 828
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 09/01/2024 07:42