Tonga aho hitsaoka (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho hitsaoka Anao Tompo ô!
Ka ny amiko rehetra hiankohoka
Fa Ianao no mamin’ny foko
Ianao twrptxz tononkira.serasera.org no hany tompoiko
Tsy misy xojqdyjh dxhz hafa azo oharina aminao
Hiankohoka aho
Ka ny amiko rehetra hiankohoka
Fa Ianao no mamin’ny foko
Ianao twrptxz tononkira.serasera.org no hany tompoiko
Tsy misy xojqdyjh dxhz hafa azo oharina aminao
Hiankohoka aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 3650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 03/10/2007 06:57
