NY FAMINDRAMPONAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny masoandro Izay miposakaTompo ô! Ny famindramponao
Mitaratra avy any Atsinanana
Manazava izao rehetra izao
Avaozinao anio indray Tompo ô !
Toy izay mbola tsy nisy hatrizay
Ho an’ny fiainako Ilay famindrampo
Raisiko avy Aminao
Ny famindramponao (2)
Tompo ô! no iainako isan’andro
Vaovao isa-maraina lehibe tsy takatro
Ny famindramponao no iainako (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 1808
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:58