HONENO JESOSY Ô NY FOKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela IanaoTompo ô! no niantso ahy
Ka nandondona teo am-baravaran’ ny fo
Te tononkira.serasera.org hiditra Ianao anatiko ao
Inty aho hamaly hamoha ny varavarana
Honeno Jesosy ô! ny foko
Fa mila Anao tanteraka aho
Izay rehetra momba ahy dia foiko
Tongava re ao, manjakà
Honeno Jesosy ô! ny foko
Ataovy aho ho fonenanao
Fa maniry mafy anie aho e!
Jesosy ô! Avia re, ho fiainako
Nitaona ahy Ianao hstrjcwy hanantona Anao
Fa te hitoetra honina ao am-poko ao
Tsy Ianao no mila ahy f’izaho no mila Anao
Tsy hampiandry intsony aho
Tompo ô! F’izao dia izao
Jesosy ô! Aiza Ianao ?
Jesosy ô ! Miantso qdqtlpe Anao aho
Jesosy ô ! Mila Anao ezadqam tanteraka aho
Ka nandondona teo am-baravaran’ ny fo
Te tononkira.serasera.org hiditra Ianao anatiko ao
Inty aho hamaly hamoha ny varavarana
Honeno Jesosy ô! ny foko
Fa mila Anao tanteraka aho
Izay rehetra momba ahy dia foiko
Tongava re ao, manjakà
Honeno Jesosy ô! ny foko
Ataovy aho ho fonenanao
Fa maniry mafy anie aho e!
Jesosy ô! Avia re, ho fiainako
Nitaona ahy Ianao hstrjcwy hanantona Anao
Fa te hitoetra honina ao am-poko ao
Tsy Ianao no mila ahy f’izaho no mila Anao
Tsy hampiandry intsony aho
Tompo ô! F’izao dia izao
Jesosy ô! Aiza Ianao ?
Jesosy ô ! Miantso qdqtlpe Anao aho
Jesosy ô ! Mila Anao ezadqam tanteraka aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 4248
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:56
