HONENO JESOSY Ô NY FOKO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela IanaoTompo ô! no niantso ahy
Ka nandondona teo am-baravaran’ ny fo
Te hiditra Ianao anatiko ao
Inty aho hamaly hamoha ny varavarana
Honeno Jesosy ô! ny foko
Fa mila Anao tanteraka aho
Izay rehetra momba ahy dia puttxrrj foiko
Tongava re ao, manjakà
Honeno Jesosy ô! ny foko
Ataovy aho ho fonenanao
Fa maniry mafy anie aho e!
Jesosy ô! Avia re, ho fiainako
Nitaona ahy Ianao hanantona Anao
Fa te hitoetra honina ao am-poko ao
Tsy Ianao no tononkira.serasera.org mila ahy f’izaho no mila Anao
Tsy hampiandry intsony aho
Tompo ô! F’izao dia izao
Jesosy ô! tirxcfgn Aiza Ianao ?
Jesosy ô ! Miantso Anao aho
Jesosy ô ! Mila Anao tanteraka xlbaxs aho
Ka nandondona teo am-baravaran’ ny fo
Te hiditra Ianao anatiko ao
Inty aho hamaly hamoha ny varavarana
Honeno Jesosy ô! ny foko
Fa mila Anao tanteraka aho
Izay rehetra momba ahy dia puttxrrj foiko
Tongava re ao, manjakà
Honeno Jesosy ô! ny foko
Ataovy aho ho fonenanao
Fa maniry mafy anie aho e!
Jesosy ô! Avia re, ho fiainako
Nitaona ahy Ianao hanantona Anao
Fa te hitoetra honina ao am-poko ao
Tsy Ianao no tononkira.serasera.org mila ahy f’izaho no mila Anao
Tsy hampiandry intsony aho
Tompo ô! F’izao dia izao
Jesosy ô! tirxcfgn Aiza Ianao ?
Jesosy ô ! Miantso Anao aho
Jesosy ô ! Mila Anao tanteraka xlbaxs aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 4247
Likes : 1 Like
Created by : zokelia
Date : 07/03/2018 11:56
