Dada (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahabaina ianao cfxwo anio
O!ry dada maminay
Faly rlopmuy ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka any an-danitra
Hotahiana anie dsxq ianao
Na dia tononkira.serasera.org mafy ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay hanohana anao
Satria tena tianay ianao
O!ry dada maminay
Faly rlopmuy ery izahay
Nomen’ny Tompo anao
Hiaraka any an-danitra
Hotahiana anie dsxq ianao
Na dia tononkira.serasera.org mafy ny asanao
Maherezà dada o!
Izahay hanohana anao
Satria tena tianay ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 12741
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamamonjy Verohanitra
Daty : 30/07/2003 09:17
