AMBANY ELATRAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no hiipqd iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo gcjwouse tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Mitsahatra aho ambany elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa azoko ianteherana
Fa eo dcedk Aminao no iriko
Eo tononkira.serasera.org anilanao no tiako
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no hiipqd iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo gcjwouse tebitebin’ny fo dia hangina avokoa
Mitsahatra aho ambany elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa azoko ianteherana
Fa eo dcedk Aminao no iriko
Eo tononkira.serasera.org anilanao no tiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 7043
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:30
