AMBANY ELATRAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ofqvbpp Ambany elatrao no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny edvco fo dia hangina avokoa tononkira.serasera.org
Mitsahatra aho ambany elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa azoko ianteherana
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no nydlpeuk tiako
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
‘Reo tebitebin’ny edvco fo dia hangina avokoa tononkira.serasera.org
Mitsahatra aho ambany elatrao
Omeo ny herinao fa ts’isy ifikirana
Ho aro sy tokin’ny fiainako
Tsy misy olon-kafa azoko ianteherana
Fa eo Aminao no iriko
Eo anilanao no nydlpeuk tiako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 7044
Likes : 2 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:30
