ravina maina (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry anao ihany aho fony mbola velona
ireo voly niarahana namboly
nalazo anefa ka powijdc hihintsana hatreo
ireo fela-manitra voakolo !
Nilaozanao nitady toerana hafa indray
ity msburqn toera-nomanoko ho anao
ka nafoiko toa ny very may mandrakizay
ny fiverenanao !
Any andro mbola hitsimok’ dxqiahh ireo nilaozanao
nefa tononkira.serasera.org hisy handrara anao tsy hiditra ao.
Koa saino dia ny anio ary koa mba tadidio
fa olon-kafa aty no hioty !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 3581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : oldine
Daty : 07/06/2007 20:32