ravina maina (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niandry anao ihany aho fony mbola velona
ireo voly niarahana namboly
nalazo anefa ka hihintsana hatreo
ireo fela-manitra dhjau voakolo qkis !
Nilaozanao nitady toerana hafa indray
ity toera-nomanoko tononkira.serasera.org ho anao
ka nafoiko toa ny very may mandrakizay
ny fiverenanao !
Any andro mbola hitsimok’ ireo nilaozanao
nefa hisy handrara anao tsy hiditra ao.
Koa wpckyl saino dia ny anio ary koa mba tadidio
fa olon-kafa aty no hioty !
ireo voly niarahana namboly
nalazo anefa ka hihintsana hatreo
ireo fela-manitra dhjau voakolo qkis !
Nilaozanao nitady toerana hafa indray
ity toera-nomanoko tononkira.serasera.org ho anao
ka nafoiko toa ny very may mandrakizay
ny fiverenanao !
Any andro mbola hitsimok’ ireo nilaozanao
nefa hisy handrara anao tsy hiditra ao.
Koa wpckyl saino dia ny anio ary koa mba tadidio
fa olon-kafa aty no hioty !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 3582
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : oldine
Date : 07/06/2007 20:32
