Raha ho nofy (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kpqwtdv Irery kintana ireny
Sy iny volana iny
Raha tambazanao halaiko
Mba ho firavaka
Dia mbola ho nofinofy ihany
Iny habakabaka iny
Sy ireny rahona ireny
Raha finidinao ho drkcvj akany
Mba ho fonenana
Dia sdsoj mbola ho nofinofy ihany
Fa raha ireny no firavakao
Iny habakabaka iny no fonenanao
Dia masoandro hamiratra eny
Ny foko tia anao
Eny ny fitiavantsika
Hiara-dia am-panahy
Ka ny hira tononkira.serasera.org tsara indrindra
No ho kaloiko ao
Dia ny vetsom-poko tia anao
Raha ho nofy ihany izao isika izao
Dia naleoko hatrany tsy nahalala anao
Saingy fitia te ho sambatra
Tiana sy tia tafatambatra
Ka ny zavatra hitan'ny maso
Dia mitory fitia ankamantatra
Ho anao, anilanao, ny vetsom-poko tia anao (x4)
_____ ______ ______ ______ _______ ______
Nampiditra : Manda Ny Aina Gabriel ✍🏽
Jérôme Randria {Raha ho nofy}
Je dédie cette chanson pour toiiii *.....🫶🏽
Sy iny volana iny
Raha tambazanao halaiko
Mba ho firavaka
Dia mbola ho nofinofy ihany
Iny habakabaka iny
Sy ireny rahona ireny
Raha finidinao ho drkcvj akany
Mba ho fonenana
Dia sdsoj mbola ho nofinofy ihany
Fa raha ireny no firavakao
Iny habakabaka iny no fonenanao
Dia masoandro hamiratra eny
Ny foko tia anao
Eny ny fitiavantsika
Hiara-dia am-panahy
Ka ny hira tononkira.serasera.org tsara indrindra
No ho kaloiko ao
Dia ny vetsom-poko tia anao
Raha ho nofy ihany izao isika izao
Dia naleoko hatrany tsy nahalala anao
Saingy fitia te ho sambatra
Tiana sy tia tafatambatra
Ka ny zavatra hitan'ny maso
Dia mitory fitia ankamantatra
Ho anao, anilanao, ny vetsom-poko tia anao (x4)
_____ ______ ______ ______ _______ ______
Nampiditra : Manda Ny Aina Gabriel ✍🏽
Jérôme Randria {Raha ho nofy}
Je dédie cette chanson pour toiiii *.....🫶🏽
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Adnam
Daty : 25/09/2026 22:25
