Ho haiko ve (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy lazaiko, ny hanadino anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nampoiziko mihitsy ny hifampitantana aminao
Tsy noheveriko fa misy fitiavana efa anjaranao
Ho haiko ve
Ho kfoy haiko, tsy lazaiko, ny hanao veloma anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nosainiko tononkira.serasera.org mihitsy ny hisaraka aminao
Eny hay va re ka misy, misy fetra taminao
Jembin-dranomaso aho pwfcxt nahita anao
Nahita anao sy iny olona iny teo anilanao
Saika hitraotra hiantsoantso hoe \\\\\\\"tsy rariny\\\\\\\"
Nefa tsapako fa hadalàna no zuti ho valiny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 7638
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nagel
Daty : 25/04/2005 06:21