Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho haiko ve (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy ghnt lazaiko, ny hanadino anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy xqbs nampoiziko mihitsy ny hifampitantana aminao
Tsy noheveriko fa misy fitiavana efa anjaranao
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy lazaiko, ny bjpwd hanao veloma anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nosainiko mihitsy ny hisaraka aminao
Eny hay va re ka misy, misy fetra taminao
Jembin-dranomaso aho nahita anao
Nahita anao sy iny olona iny teo anilanao
Saika hitraotra hiantsoantso hoe \\\\\\\"tsy rariny\\\\\\\"
Nefa tsapako fa hadalàna no ho tononkira.serasera.org valiny
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy lazaiko, ny hanadino anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nampoiziko mihitsy ny hifampitantana aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 7480
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nagel
Date : 25/04/2005 06:21