Ho haiko ve (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho haiko ve
Ho rrsdqlqf haiko, tsy lazaiko, ny hanadino anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nampoiziko mihitsy ny hifampitantana aminao
Tsy tononkira.serasera.org noheveriko fa misy fitiavana efa anjaranao
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy lazaiko, ny hanao veloma anao
Tsapako fa mafy, mafy sombinaiko
Nefa iniako mba hatao
Tsy nosainiko mihitsy ny hisaraka aminao
Eny hay va re ka misy, misy fetra taminao
Jembin-dranomaso aho nahita anao
Nahita anao sy iny dodxe olona iny teo anilanao
Saika hitraotra hiantsoantso hoe \\\\\\\"tsy rariny\\\\\\\"
Nefa tsapako fa hadalàna rehsj no ho valiny
Ho haiko ve
Ho haiko, tsy lazaiko, ny hanadino anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jérôme RandriaHits : 7481
Likes : 2 Like
Created by : nagel
Date : 25/04/2005 06:21