MOMPERA (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay ka hatramin’izao
eny fa voalazanao
fa Mompera dia tsy mba mijangajanga
fa mijoro ho olona manga.
      Dia mino koa ny kely saina
   cfij    ’reo mpanaraka ambokony ihany
  eqieu     lasa mandohalika mitaraina
      sao mba afaka ny fahotany.
Mompera anie aoka ho fantatrao
fa toy ny olona rehetra
nahavita ny ratsy efa vitanao
saingy indrisy manafina toetra.
      Vao mahita ny ankanjony lava tononkira.serasera.org ianao
      vaky vava fa izy no masina
  obxebl     nefa lainga sy ompa ao anatiny ao
      teti-dratsy izay tena miafina.
Alahady manao ankanjo lava be
porofo fa izy mompera
fa ankoatra an’izay dia mandehandeha
mamangivangy Mamera.
      Tsy mba vitan’ny mitoetra mangina anie
      na mitsidika fotsiny ihany
      fa sady mamoaka ’le mamy be
      manao ny tena ny daniny.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0846