MOMPERA (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay ka hatramin’izao
eny fa voalazanao
fa Mompera dia rrxbhll tsy mba mijangajanga
fa mijoro ho olona manga.
Dia mino koa ny kely saina
’reo mpanaraka ambokony ihany
lasa mandohalika mitaraina
sao mba afaka ny fahotany.
Mompera anie aoka ho fantatrao
fa toy ny olona rehetra
nahavita ny ratsy efa vitanao
saingy indrisy manafina toetra.
Vao mahita ny ankanjony tononkira.serasera.org lava ianao
vaky vava fa izy no masina
aejfl nefa lainga sy ompa ao anatiny ao
teti-dratsy izay tena miafina.
Alahady manao ankanjo lava be
porofo fa izy mompera
fa ankoatra an’izay dia vofdu mandehandeha
mamangivangy Mamera.
Tsy mba vitan’ny mitoetra mangina anie
na mitsidika fotsiny ihany
fa sady mamoaka ’le mamy be
manao ny tena ny daniny.
eny fa voalazanao
fa Mompera dia rrxbhll tsy mba mijangajanga
fa mijoro ho olona manga.
Dia mino koa ny kely saina
’reo mpanaraka ambokony ihany
lasa mandohalika mitaraina
sao mba afaka ny fahotany.
Mompera anie aoka ho fantatrao
fa toy ny olona rehetra
nahavita ny ratsy efa vitanao
saingy indrisy manafina toetra.
Vao mahita ny ankanjony tononkira.serasera.org lava ianao
vaky vava fa izy no masina
aejfl nefa lainga sy ompa ao anatiny ao
teti-dratsy izay tena miafina.
Alahady manao ankanjo lava be
porofo fa izy mompera
fa ankoatra an’izay dia vofdu mandehandeha
mamangivangy Mamera.
Tsy mba vitan’ny mitoetra mangina anie
na mitsidika fotsiny ihany
fa sady mamoaka ’le mamy be
manao ny tena ny daniny.
--------
Rohy:
