Izy roa (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nkywqhvs Sakodiavatra tokoa ny fo
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray anefa be vola be
Raha ilaozany aho dia very
Ny fo vpdq manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy ahavoky tononkira.serasera.org izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy iksxfkc ny nofo no te hisintaka
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray anefa be vola be
Raha ilaozany aho dia very
Ny fo vpdq manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy ahavoky tononkira.serasera.org izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy iksxfkc ny nofo no te hisintaka
--------
Rohy:
