Izy roa (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sakodiavatra tokoa ny fo
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray huunxdo anefa be vola be
Raha ilaozany nitl aho dia very
Ny fo wwdks manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy ahavoky izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy ny nofo no te tononkira.serasera.org hisintaka
Mandinika azy roa
Saikatra aho raha toa hifidy
Izay tena sarobidy
Ny iray bikana tsara tarehy
Manaitra izay mijery
Ny iray huunxdo anefa be vola be
Raha ilaozany nitl aho dia very
Ny fo wwdks manatrika izay tena tia
Mitady ho raiki-pitia
Ny nofo anefa tsy omena tsiny
Satria tsy ahavoky izay fitia.
Fa ny resy aloha dia mbola ho resy iany koa,
Raha toa samy no miara-droa.
Ny fo anefa mankasitraka
Saingy ny nofo no te tononkira.serasera.org hisintaka
--------
Link:
