Anjarantsika roa (Jean FREDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenaiko tsy ho very fa tononkira.serasera.org hitohy
Sy ho avy ny anjarantsika roa
Ny lzodcwen masoandro no bqcbrg milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa

Ela moa no tsy nahita anao e
Ka manantena sady miandry aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa

Ny ampitso no efa iny manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika roa wgaqlu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jean FREDY
Vangy : 13093
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/10/2002 19:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0272