Jerijery (Jean FREDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taratasinao
Mampangovitra ahy
Satria tsy nilaza
Zava-mahafaly
Manahiragna

Malahelo izaho
Ka mitaraigny
Jerijery re
Zaho aty (x2)

(Music)

Ny tantarantsika
Karà nofinofy ouh...
Zao volaniny
Ka hisy fisarahana

Malahelo izaho
Ka mitaraigny
Jerijery ré
Zaho aty (x4)

(Music)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jean FREDY
Vangy : 564
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 10/02/2023 17:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3331