Afom-pitiavana (Jean FREDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matetika mantsy hxwbq ireo tanora e
Manana eritreritra tsy satry rlzkipnx :
"Andao hamoy ity tany
’zay feno fijaliana sy tomany "


Fiv :

Mpifankatia efa vita fanekena
Nolavina fa hoe manimba firenena
"Mitadiava fa ny tiana anie ka tsy lany"
Nefa tsy fantany ny ho tononkira.serasera.org valin’izany
Ilay ny afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
Mamono, mandoro, mandevona tsimoramora e
Ireo mpifankatia voatery hisaraka e
Tsy rariny e


Indrindra ireo ray aman-dreny sasany
Manapaka mandidy tsy maintsy tontosaina
Raha mba fantatr’izy zkuzk ireo mantsy re ny ho ngidiny
Ilay fanantenana rava tsy satry.


Fiv


Fa ny afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
’Lay afom-pitiavana anie
Ka tsy maty vonoina e
....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jean FREDY
Hits : 7964
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 03/09/2002 14:30
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108