Anjarantsika roa (Jean FREDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenaiko tsy ho very fa hitohy
Sy ho avy ny anjarantsika roa
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy bhqdoqx sy ho avy ny anjarantsika roa

Ela moa no tsy nahita rsvzjw anao e
Ka manantena sady miandry aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa

Ny ampitso no efa iny tononkira.serasera.org manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba zwrnubgr tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika roa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jean FREDY
Vangy : 12847
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/10/2002 19:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143