Anjarantsika roa (Jean FREDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qttefdc Antenaiko tsy ho very fa hitohy
Sy gzpmm ho tononkira.serasera.org avy ny anjarantsika roa
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa
Ela moa no vfpc tsy nahita anao e
Ka manantena sady miandry aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa
Ny ampitso no efa iny manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika roa
Sy gzpmm ho tononkira.serasera.org avy ny anjarantsika roa
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa
Ela moa no vfpc tsy nahita anao e
Ka manantena sady miandry aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa
Ny ampitso no efa iny manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika roa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jean FREDYVisites : 12845
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 09/10/2002 19:18
