Tonga Hidera (Jaw's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Hidera ny anaranao mahery
ny zanakao e!
Ray o!
Tompo E!
Dia Hidera Anao ry pjefuj Ray
Te Hahita anao indray
Ho tononkira.serasera.org eo ny Fanatrehanao
Raha Hihira Aho
Dia izao Fiderana izao
no Hankalazana anao
Ho eo ny Fanatrehanao
Raha bnfoox hihira eto aho
Ray o!
Tompo E!
Tonga Hidera ny anaranao mahery
ny zanakao e!
vxobnc
ny zanakao e!
Ray o!
Tompo E!
Dia Hidera Anao ry pjefuj Ray
Te Hahita anao indray
Ho tononkira.serasera.org eo ny Fanatrehanao
Raha Hihira Aho
Dia izao Fiderana izao
no Hankalazana anao
Ho eo ny Fanatrehanao
Raha bnfoox hihira eto aho
Ray o!
Tompo E!
Tonga Hidera ny anaranao mahery
ny zanakao e!
vxobnc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jaw's BandVangy : 2578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jodalife8
Daty : 16/10/2021 17:19
