You are here: home > Tononkira > Jaw's Band

Ray Masina (Jaw's Band)

1- Ray be voninahitra
Ray Tompo Andriamanitra
Ray ilay any an-danitra
Miankohoka eo an-tongotrao izahay
Iray ny seza fiandrianana
Iray ny fanapahanao
Ray mitondra fiadanana
Ray mpanapaka Ianao mandrakizy

Refrain:
Tena masina ny Anaranao
LehiTsiky dia ampybe loatra raha ny voninahitrao
Ngeza loatra koa ny hery anananao
Jehovah Ray
Zanakao izao tonga miantso Anao izao
Te hatsapa indray ny fantrehanao
Te handre Anao miteny anaiko ao
Mikasika ahy
Haleloia, Haleloia

Bridge:
Jehovah Ray
Masina Ianao
Ho derainay mandrakizay

Mpihira : Jaw's Band
Mpamaky : 52
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : liorichi
Tamin'ny : 15/09/2021 18:39:55
ID : 13656

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo