Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiverina (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy hay ho tantaraina izany hafaliako mahita anareo
Velon’aina tafahaona zay ela tsy nihaonana
Betsaka tsy tanisaina ny zavatra niseho
Nefa izany tsy nampitaraina ka ireo isika telo mbola eo
Hiverina aho hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao
Ka alalao ny tokontany fa hiaraka isika androany
Izaho sy sianao dia hiaraka, tsy hisaraka
F’hifanaraka tononkira.serasera.org n’aiza n’aiza aleha
Ka hzpvsvy andao ianareo raha hhitwtz handeha
Hafa ny omaly, hafa ny androany dia handao isika hiaraka hifaly
Hofenointsika hafaliana ny andro androany
Dia asio hira hatrany hatrany
Hiavaka ny fiarahana dia aleo tsy tapahana
Hiverina wxplyh aho hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Isa Roa TeloVangy : 2306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/05/2015 11:49