Hiverina (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy hay ho tantaraina izany hafaliako mahita anareo
Velon’aina tafahaona zay ela tsy nihaonana
Betsaka tsy tanisaina ny zavatra niseho
Nefa izany tsy nampitaraina ka ireo isika telo mbola eo
Hiverina aho hitondra giuvwvm aim-baovao ho ahy sy ianao
Ka alalao ny tokontany fa hiaraka isika androany
Izaho sy zcgpp sianao dia hiaraka, tsy hisaraka
F’hifanaraka n’aiza n’aiza aleha
Ka andao ianareo raha handeha
Hafa ny omaly, hafa ny androany dia handao isika hiaraka hifaly
Hofenointsika hafaliana ny andro androany
Dia asio hira hatrany ydszmmwg hatrany
Hiavaka ny fiarahana dia aleo tononkira.serasera.org tsy tapahana
Hiverina aho hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Isa Roa TeloHits : 2307
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 15/05/2015 11:49