Hiverina (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy hay ho tantaraina izany hafaliako mahita anareo
Velon’aina tafahaona zay vohtopi ela tsy nihaonana
Betsaka tsy tanisaina ny zavatra niseho
Nefa izany tsy nampitaraina ka ireo isika telo mbola fpqorkrh eo
Hiverina aho hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao
Ka alalao ny tokontany fa hiaraka isika androany
Izaho sy sianao dia hiaraka, tsy hisaraka
F’hifanaraka n’aiza n’aiza aleha
Ka andao ianareo raha handeha
Hafa ny omaly, hafa ny androany dia handao isika hiaraka hifaly
Hofenointsika hafaliana ny andro androany
Dia asio hira hatrany hatrany
Hiavaka ny fiarahana dia aleo tsy tapahana
Hiverina tononkira.serasera.org aho dmoibj hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Isa Roa TeloVisites : 2429
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 15/05/2015 11:49