Nofintsika roa (Isa Roa Telo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako toy ny nqeleuba vao omaly lay nihaonana
Nifanenantsika voalohany
Tamin'izay dia tsapako fa tiako ianao ho ahy
Na de menatra sy tsy mba sahisahy
Ny hizara ilay fitiavana ao am-po
Ankehitriny tsy haiko tononkira.serasera.org ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ny hanihany lasa adiady indraindray
Tsy hampiova ny fitia f'aza manahy
Izaho efa vonona ho anao, ianao koa ho ypzvycs ahy
Lay fitiavana hampitambatra ho iray
Hiara-dalana aminao mandrakizay
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ankehitriny ambarako aminao
Fa dia vonona aho hiara-hiaina aminao
Ankehitriny tena tsapako
Hafa ihany refa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Tonony sy feony glookmv : Rhayo Lumahee
Nifanenantsika voalohany
Tamin'izay dia tsapako fa tiako ianao ho ahy
Na de menatra sy tsy mba sahisahy
Ny hizara ilay fitiavana ao am-po
Ankehitriny tsy haiko tononkira.serasera.org ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ny hanihany lasa adiady indraindray
Tsy hampiova ny fitia f'aza manahy
Izaho efa vonona ho anao, ianao koa ho ypzvycs ahy
Lay fitiavana hampitambatra ho iray
Hiara-dalana aminao mandrakizay
Ankehitriny tsy haiko ny hilaza aminao
Ny hasambarako sy 'zay ao am-poko ao
Ankehitriny tena tsapako
Ny hafanana rehefa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Ankehitriny ambarako aminao
Fa dia vonona aho hiara-hiaina aminao
Ankehitriny tena tsapako
Hafa ihany refa ianao no anilako
Soa fa tanteraka ny nofintsika roa
Tonony sy feony glookmv : Rhayo Lumahee
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Isa Roa TeloHits : 6236
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 15/05/2015 11:31
