Afom-panavotana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zanako ô! Toa tomany,
Toa misento lava ianao,
Lavo noho izao rawfdf tontolo izao,
Ka toa mavetsatra no lanjainao.

Ny fiainanao mandalo ihany,
Aza variana amin’izao tontolo izao.
Mitrakà ianao, fa omeko anao tononkira.serasera.org ny heriko
Efa eto hitantana anao.

Ry Raiko ô! Very aho,
Feno haratsiana ny ety,
Fa maizina avokoa izay ejwfx lalako,
Tsy hitako izay aleha

Fantatro fa teo Ianao,
Nitantana ahy hatramin’izay ny Tananao,
Niady ho ahy, nanasoa ny tenako,
Nanome hafaliana ny fo.

Nefa pafergn aho dia nandà Anao,
Ninia tsy nahare izay antsonao.
Nihevitra aho fa nahavita na tsy teo aza Ianao,
Kay Ianao no AFOM-PANAVOTANA ho ahy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAKA
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IrakaTeam
Daty : 26/09/2026 16:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285