Afom-panavotana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zanako ô! Toa tomany,
Toa misento lava ianao,
Lavo noho izao tontolo izao,
Ka toa mavetsatra no lanjainao.

Ny fiainanao mandalo ihany,
Aza tononkira.serasera.org variana amin’izao tontolo izao.
Mitrakà akth ianao, fa omeko anao xtztxlhj ny heriko
Efa eto hitantana anao.

Ry Raiko ô! Very aho,
Feno haratsiana ny ety,
Fa maizina avokoa izay lalako,
Tsy hitako izay aleha

Fantatro fa teo Ianao,
Nitantana ahy hatramin’izay ny Tananao,
Niady ho ahy, nanasoa ny tenako,
Nanome hafaliana ny fo.

Nefa aho dia nandà jisxz Anao,
Ninia tsy nahare izay antsonao.
Nihevitra aho fa nahavita na tsy teo aza Ianao,
Kay Ianao no AFOM-PANAVOTANA ho ahy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAKA
Hits : 10
Likes : 0 Like
Created by : IrakaTeam
Date : 26/09/2026 16:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0268