Fiainam-pahazavana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fitiavany anao
Dia mbola tsy miova hatramin’izao,
Anilanao hatrany, na tsiky na tomany,
Fitiavana tsy lefy na ho lany.
Tsy mivadika ihany koa,
Maharitra fa tsy mba mety loa.
Averiko eto indray: fitiavan’Ilay Ray,
Fitiavana ho mandrakizay.

Izay guxbe Azy tononkira.serasera.org manontolo, nomeny anao daholo,
Tiany ho tsapanao fa tiany ianao.
Izay tzuwq Aminy rehetra, nomeny tsy misy fetra,
Nafoiny ho anao hatramin’ny Zanany.

Dia mbola hadalana ihany
No hany mba asetrinao izany.
Toa zary very vztoptbg maina ny nanolorany aina,
Fa ianao ilay hany nandraindrainy.
Izy mbola miandry anao,
Fa miandry anao ilay fiainana vaovao.
Tsy miova ilay fitia mafy orina, satria
Feno indrafo sy famelana.

Azonao ialana ny ditra sy hadalana,
Fa miandry anao ilay fiainam-pahazavana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAKA
Vangy : 151
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IrakaTeam
Daty : 20/09/2026 18:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308