Ho Anao (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy mendrika aza febmr aho,
Tsy mba nolavinao,
Ho isan’ireo zanakao,
Ka novonjenao.

Inty aho, indro ho Anao,
Ho Anao irery ihany,
Satria Ianao nanome ahy
Toky tononkira.serasera.org mandrakizay.

Tsy mba manavaka Ianao,
Vonona hanarina ahy,
Fitiavana tsy nindramina
No indro natolotrao.

Rehefa eny an-dalana,
Tsy misy mampanahy,
Satria fngzer Ianao no lalana
Andehananay.

Na aiza na aiza misy ahy,
Dia misy Anao koa,
Ny tananao mitantana ahy,
Manome hery ahy.

Tsy mba manavaka Ianao,
Vonona hanarina ahy,
Fitiavana tsy nindramina
No indro nnmxn natolotrao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAKA
Vangy : 18
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IrakaTeam
Daty : 26/09/2026 11:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376