Afom-panavotana (IRAKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry zanako ô! Toa tomany,
Toa misento lava ianao,
Lavo noho izao tontolo izao,
Ka toa mavetsatra no lanjainao.

Ny fiainanao mandalo ihany,
Aza variana amin’izao tononkira.serasera.org gttftiv tontolo izao.
Mitrakà ianao, fa omeko anao ny heriko
Efa eto hitantana anao.

Ry Raiko ô! Very aho,
Feno haratsiana ny ety,
Fa maizina avokoa izay lalako,
Tsy hitako izay aleha

Fantatro fa teo Ianao,
Nitantana ahy hatramin’izay ny Tananao,
Niady ho ahy, nanasoa ny tenako,
Nanome hafaliana ny fo.

Nefa aho dia nandà Anao,
Ninia tsy nahare xegnvr izay antsonao.
Nihevitra aho fa nahavita jioqc na tsy teo aza Ianao,
Kay Ianao no AFOM-PANAVOTANA ho ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAKA
Visites : 9
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : IrakaTeam
Date : 26/09/2026 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291