voatery (Imagine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
refrain(2x):Voatery aho,
Voatery aho ny handao
Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
Ianao ihany anie
wqlgi noho nahatonga ahy handao
skfsqa Mbola ianao ihany koa
no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa tononkira.serasera.org indrisy
fa tsy mba nomenao
kxwpt Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
Voatery aho ny handao
Voatery aho ny handao anao ôôôô
Ianao ihany anie
no nahatonga izao
Ianao ihany anie
wqlgi noho nahatonga ahy handao
skfsqa Mbola ianao ihany koa
no tsy nankasitraka
ilay fitia madio
natolotro hatrizay
refrain(2x)
Nangataka aho
niangavy famonjena
Naniry aho
ny mba ho jerenao
Nefa tononkira.serasera.org indrisy
fa tsy mba nomenao
kxwpt Hay moa ianao
tsy azoko terena
refrain(2x)
(album "tsy sahy")
--------
Rohy:
